plt-x-sihanaka_mat_text_reg/04/23.txt

1 line
588 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-23 04:26:23 +00:00
\v 23 Nande eran'i Galilia Jesosy, nampianatra takao amin'ny synagogan-jareo, nitory ny filazantsaran'ny fanjakana ary nagnasitrana 'reo karazagn'aretina daôly mbamin'ny rofy daôly takeo amin'ny ôla. \v 24 Niely eran'ny Syria ny laza mahakasika an'Azy, ka de nentin'ôla takeo amin'Azy 'reo ze marary daôly, mararin'ny karazagn'aretina sy ny fangirifiriana sy 'reo demoniaka, sy ze mararin'ny androbe sy mararin'ny paralysisa. Nositranin'i Jesosy izy reigny. \v 25 Vahôka betsaka avy taigny Galilia, Dekapolisy, Jesoralema, Jodia ary avy aigny an-dafin'i Jordana no nagnaraka an'Azy.