plt-x-sihanaka_mat_text_reg/09/25.txt

1 line
209 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-17 05:52:57 +00:00
\v 25 Rafa navôka taigny ambelagny ny vahôka, de niditra tao agn'efitra Izy ary nandray an'azy tamin'ny tagnana, ary nitsangana le zazavavy. \v 26 Niparitaka nagnerana ny faritra daôl ny laza momba an'zany.