plt-x-sihanaka_mat_text_reg/09/14.txt

1 line
388 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-10 21:31:32 +00:00
\v 14 Avy akeo nagnatona an'jareo mpianatr'i Jaona ka niteny hoe: "Naôgna zay sy reo fariseo no mifady hanigna matetika, fa reo mpianatrao kosa tsy mba mifady?" \v 15 Ozy Jesosy tamin'jareo hoe: "Mety alaelo ma reo havan'ny mpampakatra, raha mbôla miaraka akeo amin'jareo ny mpampakatra? Fa ho avy ny andro hangalagna ny mpampakatra akeo amin'jareo, de amin'ze zareo vô hifady hanigna.