plt-x-sihanaka_mat_text_reg/28/01.txt

1 line
330 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-25 01:05:08 +00:00
\v 1 Ary tamin'ny align'ny Sabata, ra vô nanomboka mangiran-dratsy ny andro vôlôny amin'ny herinandro, de lasa nande nijery ny fasagna Maria MAgdalena sy le Maria raika hafa. \v 2 Indro, nisy horohoron-tany be, fa ny anjelin'ny Tompo no nidigna avy takaigny an-dagnitra, ary nanakode ny vato, ka nipetraka takeo ambonin'izany.