plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/17.txt

1 line
460 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-25 01:05:08 +00:00
\v 17 No zany rafa niara-nitarongona zareo, de ozy Pilato tamin'jareo hoe: "Iza no teignareo halefako ho anareo Barabasy, sa Jesosy ze antoigna hoe Kristy?" \v 18 Fantany fa nony fialonana no nanoloran-jareo an'i Jesosy taminy. \v 19 Raha nipetraka takeo amin'ny seza fitsaragna izy, de nandefa tent taking ny vadiny ary nagnano hoe: "Tsy magnana na ino na ino atao amin'ity leila tsy manan-tsiny ity za. Fa ory lôtra za niany nony nofy azoko momba an'Azy."