plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/29.txt

1 line
202 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 29 Ary raha vô afaka ny fahorena am'reo andro reo de ho maizigna ny masoandro, tsy hagnome ny hazavagny ny volana, hilatsaka avy aigny an-dagnitra ny kintana, ary hiozongozogna ny herin'ny lagnitra.