plt-x-sihanaka_mat_text_reg/23/25.txt

1 line
299 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-06-02 17:34:09 +00:00
\v 25 Loza ho an'nareo, ry mpanora-dàlana sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa diovinareo ny ivelan'ny kapôka sy ny vilé, nefa ny akao agnatiny de feno fitsiriritana sy filana.\v 26 Anareo ry fariseo jamba! Diovy alô ny akao agnatin'ny kapôka sy ny vilé, mbô ho lasa madio iany kô ny ivelany.