2020-03-24 03:01:15 +00:00
|
|
|
\v 20 Ozy Jesosy tamin-jareo hoe: "An'iza ty sary sy agnarana ty?" \v 21 Nitare taminy zareo hoe: "An'i Kaisara." Avy akeo Jesosy nitare an'azy reo hoe: "Omeo an'i Kaisara reo ze an'i Kaisara, ary an'Andriamanitra reo ze an'Andriamanitra." \v 22 Rafa nareigny zany zareo, de gaga. Ary niala takeo Aminy zareo ka nande.
|