plt-x-sihanaka_mat_text_reg/20/08.txt

1 line
470 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-06-02 16:55:55 +00:00
\v 8 Rafa tonga ny hariva, de niteny tamin'ny mpitandrin-draharahany le tômpon'le tanim-bôloboka hoe: "Antsovo reo mpiasa ary aloavo ny karaman-jareo, manomboka avy aigny amin'ny farany mankaigny amin'ny vôlôny."\v 9 Rafa tonga reo mpiasa ze nalaina tamin'ny ora faha raikambefolo, de nahazo denaria raika isanisany avy zareo. \v 10 Rafa tonga reo mpiasa vôlôny, de nagnantegna fa ahazo mohôtra zareo, kanefa zareo iany kô de nahazo denaria raika isanisany avy.