plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/28.txt

1 line
343 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-23 04:26:23 +00:00
\v 28 Fa nivôka io mpanompo io ka natazagna ny raika tam'reo mpiara-miasa amin'azy,ze nanagnany denaria zato. Nosamboriny izy, noraisiny tamin'ny tendany, ary nitare hoe: 'Aloavo amina ze notrosainao'. \v 29Nefa nitagnondrika io mpiara-miasa amin'azy io ary nengavy tamin'azy, nanagno hoe: 'Manàgna faharetana amina, de halôko aminao ndre.'