2020-06-06 12:53:31 +00:00
|
|
|
\v 8 Rafa avy notoroan'ny reniny marika, de ozy hoe: "Ameo anà aketo, agnaty vile, ny lôha'i Jaona mpagnano Batisa." \v 9 Nalaelo mafy nohon'ny fangatany ny mpanjaka, saingy nohon'ny voadiny sy noho reo daôly nisakafo niaraka tamin'azy, de nagnome baiko izy fa tokony ho vita zany.
|