plt-x-sihanaka_mat_text_reg/13/47.txt

1 line
328 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-06-02 17:32:00 +00:00
\v 47 Ary kô, ny fanjakan'ny lagnitra de salan'ny harato ze natsipy taigny an-dranomasina ary nahazo reo karazan-drà managn'aigna. \v 48 Rafa feno zany de nitaritin'reo mpagnarato ho akeo amoron-dranomasina. Avy akeo zareo nipetraka ka nitsimpona reo ra tsara ho akao amin'ny fitôrany, fa reo ra tsy ilaina kosa narian-jareo.