plt-x-sihanaka_mat_text_reg/12/24.txt

1 line
359 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-23 22:05:36 +00:00
\v 24 Kanefa rafa nareigny zany fahagagana zany reo Fariseo, de ozy zareo hoe: "Io leila io de tsy mamôka demonia raha-tsy amin'ny alalan'i Belzeboba, lehiben'ny demonia." \v 25 Kanefa fantatr'i Jesosy ny eritreritr'izy reo ka nitare an-jareo izy hoe: "Ny fanjakana ze miady an-tragno de tsy haharitra, ary ny tanàna na trano ze miady an-tragno de ho rava."