plt-x-sihanaka_mat_text_reg/12/15.txt

1 line
274 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-23 22:05:36 +00:00
\v 15 Rafa nalalan-zany Jesosy, de niala takeo Izy. Ôla betsaka no nagnaraka an'Azy, ary nositraniny izy daôly. \v 16 De nandidy an'azy reo Izy mba tsy hampafantatra an'Azy amin'ny hafa, \v 17mba hahatanteraka, ze efa nambara tamin'ny alalan'Isaia mpamignany, magnano hoe: