plt-x-sihanaka_mat_text_reg/08/33.txt

1 line
329 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-23 22:05:36 +00:00
\v 33 Reo ze niambina an'le kisô de nihazakazaka ary nankaigny an-tanàna zareo ary nitati-bolana ny ra daôly,ary ndrindra ze nitranga tam'reo leilà ze nafatotry ny demonia. \v 34 Indro, nivôka reo tao an-tanàna daôly mbô hihaogna amin'i Jesosy. Rafa tazan-jareo Izy, de nangataka an'Azy mba handao ny faritanin-jareo reo.