plt-x-sihanaka_mat_text_reg/07/15.txt

1 line
367 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-23 22:05:36 +00:00
\v 15 Mitandrema amin'ireo mpaminagny santoka, ze magnatogna anareo amin'ny fitafian'ondry nefa amboadia tegna mpiaza \v 16Amin'ny alalan'ny vôny no hahafantaranareo an'jareo. Mitango vôloboka aigny amin'ny tsilo ma ny ôla, na kô aviavy akaigny amin'ny songosongo? \v 17Ôtran'zany , ny kakazo daôly de mamokatra vô tsara, fa ny kakazo ratsy de mamô vô ratsy.