plt-x-sihanaka_mat_text_reg/09/07.txt

1 line
400 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-17 05:52:57 +00:00
\v 7 Avy teo nitsangana le leilà ary nankaigny an-dragnony. \v 8Rafa natazagna an'izany ny vaôka, de gaga zareo ary nidera an'Andriamanitra, ze nagnome fahefana ôtran'zany ho an'ny ôla. \v 9Ary raha niala avy takeo jesosy, de natazagna leila nantsovina hoe Matio Izy, ze nipetraka teo amin'ny tragno fagnangonan-ketra. Ozy Izy taminazy hoe: "Magnara an'Anà." Nitsangana izy ary nagnaraka an'Azy.