2020-03-25 01:05:08 +00:00
|
|
|
\v 5 Nikoragna tam-reo vevavy le anjely ary nitare tamin-jareo hoe: "Aza matatra, fantatro fa mikaraka an'i Jesosy nareo, le nofantsina tamin'ny hazofijalina. \v 6 Tsy akato Izy, fa efa nitsangana, araka ny efa nolazainy. Malaky, tazano ny tôrana ze nandrin'ny Tompo. \v 7 Mandehana fainagana ary taravo reo mpianagny hoe:' Nitsangana tamin'ny maty Izy. Indro, efa nande nelôha an'nareo aigny Galilea Izy. Aigny no ahitanareo an'Azy. 'Indro, efa vôlazako taminareo."
|