\v 16 Avy akeo Heroda, rafa naita fa vôfitak-reo leila magnam-palalana, de tezitra mafy. Naniraka sy nampamono ny zazalà daôly ro taona no midigna ze takao Betlehema sy takao amin'ny faritra daôly iny izy, araka ny fotôgna ze nofotorany mazava tam-reo leila magnam-palalana.