plt-x-sihanaka_mat_text_reg/23/29.txt

1 line
438 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-21 13:00:20 +00:00
\v 29 \v 30 \v 31 Loza ho an'nareo, ry mpanora-dàlana sy fariseo, mpiatsaravelatsihy! Fa magnambôtra ny fasan'ny mpaminagny anareo ary mampijaingo ny fasan'ny ôlo-marina. Ozy anareo hoe: "Raha niaina tamin'ny andron'ny razambetsika tsika, de tsy ho nandray anjara niaraka tamin-jareo tamin'ny fandatsahana ny ràn'ny mpaminagny tsika. Noho zany de mitsangana vavolombelona amin'ny tenanareo anareo fa zanak'reo ze namono ny mpaminagny.