2020-02-14 06:22:34 +00:00
|
|
|
\v 1 Netare tamin'ny fagnoharana tamin'jareo ndray Jesosy, nagnano hoe: \v 2 "Ny fanjakan'ny Lagnitra de mitovy amin'ny mpanjaka ze nagnomaga fagnasana amin'ny fampakaram-bady ho an'ny zanagny là. \v 3 Nagniraka reo mpanompony agnatso reo ze nahazo fagnasana hagnatrika ny lanonam-pampakaram-bady izy,fa tsy nety ho avy zareo.
|