plt-x-sihanaka_mat_text_reg/08/01.txt

1 line
364 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-27 19:08:03 +00:00
\v 2 \v 1 \v 3 Rafa nidina avy takeny an-tendrombotra Jesôsy, de vaôka betsaka no nanaraka Anazy. Indro, nisy boka raika nagnatona Anazy ary niondrika takeo anolôny, nagnano hoe: "Tompo, ra azonao atao, dia afaka magnadio ana Enao". Nanatsotra ny tàgnany Jesôsy ary nandramby anazy, nagnano oe: "Ekeko. Mahadiova." Takeo noeo de nadio tamin'ny fahabokany izy.