plt-x-sihanaka_mat_text_reg/13/07.txt

1 line
260 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-20 17:15:31 +00:00
\v 7 \v 8 \v 9 Nilatsaka tagnaty tsilo reo voa hafa. Naniry reo tsilo ary nangeja an-jareo. Reo voa hafa nilatsaka tamin'ny tany tsara ary namoa voa, ny sasagny avy zato heny, ny sasagny enim-polo, ary ny sasagny telo-polo. Ze manan-tsofina, ôka izy hitaino."