2020-06-02 12:20:35 +00:00
|
|
|
\v 49 Ho salan'zany amin'ny fiafaran'zao tontolo zao. Ho avy reo anjely ary hagnavaka reo ratsy fanahy am'reo marina.\v 50 Hatsipin-jareo akao amin'ny fandorôna gedabe miretra afo zareo, ze hisy ny fitomagnena sy fikitroha-nify.
|