plt-x-sihanaka_mat_text_reg/03/13.txt

1 line
413 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-27 04:11:19 +00:00
\v 13 Avy akeo Jesosy avy taigny Galilia ka tonga takeo amin'ny reniranon'i Jordana mbô hataon'i Jaona batisa.\v 14 Nefa i Jaona de niezaka nanakana an'Azy, magnano hoe: "Za no tokony ataonao batisa, nefa Anao ndre ma no magnantona anà?" \v 15 Jesosy namaly ary nitare tamin'azy hoe: "Ekeo zany am'zao fotôna zao, fa zao no manjary amin-tsika hatanteraka ny fahamarinana daôly." Avy akeo Jaona naneky an'Azy.