plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/45.txt

1 line
223 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-31 23:24:10 +00:00
Rafa naregny reo fanoharana reo ny leiben'ny mpisorona sy ny reo Fariseo, de azon-jareo fa makasika an-jareo no noresahany. Nikasa ny hisambotra Anazy, saingy natatra ny vaôka zareo, satria nataon'ny ôla ho mpamonany Izy.