plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/15.txt

1 line
186 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-05 23:52:22 +00:00
\v 15 Ary isakin'ny firavoravoagna de fomban'ny governora ny mamotsotra gadra raika voafidin'ny vaoka. \v 16 Tamin'io fotoana io, nagnana gadra malaza ratsy antsoina hoe Barabasy zareo