plt-x-sihanaka_mat_text_reg/16/03.txt

1 line
351 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-11 00:56:46 +00:00
\v 3 Rafa ampolakeka, de ozy nareo hoe: "Ho ratsy ny andro, fa mena sy manjombona ny lagnitra." Hainareo ny mamantatra ny endriky ny lagnitra, fa nareo tsy afaka mandika reo famantarana ny fotôgna. \v 4 Ny taranaka ratsy sy mpijanganjanga de mikaraka famantarana amena an'azy ankôtra ny famantaran'i Jona." Avy akeo Jesosy nandao an'azy reo ka lasa.