plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/18.txt

1 line
330 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-29 12:40:33 +00:00
Lazaiko marigna aminareo, na ino na ino fehezinareo ety an-tany de ho fehezina aigny an-dagnitra; ary na ino na ino ambelanareo aketo an-tany de voavela aigny an-dagnitra. De mbôla lazaiko aminareo ndre hoe: "Ra misy rôy aminareo magneky aketo an-tany ny am'ze retraretra angatahan'zareo, de ho hatao ho an'jareo amin'ny alaln'n