plt-x-sihanaka_mat_text_reg/10/34.txt

1 line
328 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-27 16:55:03 +00:00
\v 34 \v 35 \v 36 Aza mieritreritra fa Za de tonga hitondra fiadanana aketo an-tagny. Tsy tonga mba hitondra fiadanana Za, fa sabatra. Fa tonga Za hanasaraka ny zanaka la amin'ny rainy, sy ny zanaka vavy amin'ny reniny, ary ny vinantovavy amin'ny rafozam-baviny. Ireo ze akao an-tokantragnony fôna no ho lasana favalon'ny ôla.