plt-x-sihanaka_mat_text_reg/05/11.txt

1 line
312 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-22 12:37:39 +00:00
\v 11 Sambatra anareo raha maniratsira an'nareo sy manenjika an'nareo ny ôla, ary miteny ny karazana lainga ratsy daôly hanoitra an'nareo noho ny amina. \v 12 Mifalia sy miravoravô, fa gedabe ny valisoanareo akaigny an-dagnitra. Fa ôtran'zany ny fomba nanenjehan'ny ôla reo mpaminagny ze niaigna talônareo.