2020-03-25 01:05:08 +00:00
|
|
|
\v 32 Rafa nivôka zareo, de naita leila raika avy akeigny Syrena antsoina hoe Simona, ze noteren'jareo hiaraka amin-jareo mba hampilanjaigna ny hazofijaligny. \v 33 Nankeigny amin'ny toerana antsovigna hoe Golgota zareo, ze midika hoe: "Toeran'ny Karandô." \v 34 Nomen-jareo divay mifangaro amin'ny afero Izy mba ho sotroina. Fa rafa nandramany zany, de tsy nisotro Izy.
|