plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/32.txt

1 line
285 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-24 03:52:00 +00:00
\v 32 Menara ny lesona avy amin'ny aviavy. Ra vô hitanareo matoy ny sampana ary mamôka ravina, de fantatrareo fa manakeiky ny favaratra. \v 33 Salan-zany fôgna kô, ra matazagna an-zany ra daôly zany nareo, de tokony ho fantatrareo fa efa akeiky Izy. Akeo amin'ny vavahady mihitsy.