plt-x-sihanaka_mat_text_reg/08/11.txt

1 line
493 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-23 22:05:36 +00:00
\v 11 Lazaiko aminareo, fa maro ny avy aigny antsinana sy ny avy aigny andrefana no ho avy,ary zareo de hipetraka akeo an-databatra miaraka amin'i Abrahama,Isaka ary Jakoba, aigny amin'ny fanjakan'ny lagnitra. \v 12 Fa reo zanaky ny fanjakana de hatsipy akaigny avelan'ny aizigna lavitra aigny, ze hisy fitômagnena sy fikitroha-nisy." \v 13 Ozy Jesôsy tam'le kapiteny hoe: "Mandeana! Araka ny ninoanao, de ôka zany ho atao ho an'nao." Ary de sitragna tam'zany lera zany mihitsy le mpanompo.