plt-x-sihanaka_mat_text_reg/02/16.txt

1 line
281 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-14 05:51:58 +00:00
\v 16 Avy akeo Heroda, rafa naita fa vôfitak'reo leila magnam-palalana, de tezitra mafy. Naniraka sy nampamono ny zazalà daôly roa taona no midigna ze takao Betlehema sy takao amin'ny faritra daôly iny izy, araka ny fotôna ze nofotorany mazava tamin'reo leila manam-palalana.