2020-06-04 14:12:36 +00:00
|
|
|
\v 37 \v 38 \v 39 Ôtran'ny tamin'ny andron'ny Noa, de salan'zany fôgna kô ny fevin'ny Zanak'Ôla. Fa ôtran'ny tam'reo andro melôn'ny safo-dragno de nihinana sy nisotro zareo, nagnambady sy nampakarina mandra-patongan'le andro nidiran'i Noa takao agnatin'le sambo fiara, ary tsy nafantatra na ino na ino zareo mandra-patongan'ny safo-dragno ka mandringana an'azy daôly - de salan'zany ny fevin'ny Zanak'Ôla.
|