plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/09.txt

1 line
312 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-31 22:16:31 +00:00
Avekeo reo vaôka nelo an'i Jesôsy sy reo ze nanaraka Anazy nitabataba hoe: "Hosana ho an'ny Zanak'i Davida! Isôrana le tonga avy amin'ny anaran'ny Tompo! Hosana akaigny amin'ny agnambo ndrindra! Rafa niditra takao Jerosalema Jesôsy, de nikika ny ray tanàna ka nagnano hoe: "Iza ma io?" Ny vaôka namaly hoe: