plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/04.txt

1 line
236 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-17 21:50:53 +00:00
\v 4 Ary nitranga zany mba hatanteraka ze nambara tamin'ny alalan'ny mpaminany. Ozy Izy hoe: \v 5 "Ilazao ny zanaka vaiavin'i Ziona hoe:' Indro, ny Mpanjakanao magnatona an'nao, Magnetry tegna ary mitaingina boriky- zana-boriky làhy.'"