plt-x-sihanaka_mat_text_reg/17/19.txt

1 line
613 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-22 12:52:01 +00:00
\v 19De nagnatogna an'i Jesosy mangingina reo mpiantra ary nagnano hoe: "Magnino ma no tsy nahavita namôka an'igny zahay?" \v 20Jesosy nitare an'azy reo hoe: "Noho ny hakelezan'ny finonareo. Fa lazaiko marina aminareo, raha managna finona na de kely salan'ny vôntsinampy aza anareo, de afaka mitare ami'ty tanety ity anareo hoe: "Mifindrà avy aketo ho mankary, de hifindra zany ary tsy hisy na ino na ino tsy ho hainareo atao. \v 21[Fanamarihana: Ny dikan-teny talô tsara indrindra de tsy hatazagnana ny hoe. "Fa ity karazagna demonia ity de tsy mivôka raha tsy miaraka amin'ny vavaka sy fifadian-kanina."]