plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/32.txt

1 line
288 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-29 14:14:28 +00:00
\v 32 Avekeo nagnantso anazy ny tompon'io mpiasa io, ary nitare anazy hoe: 'Enao ry mpiasa ratsy fanahy, namela ny trosa retaretra taminao za satria enao niangavy tamina. \v 33 Tsy tokony hagnana famindram-po amin'ny mpiara-miasa aminao va anao, ôtran'ny nanagnako famindram-po taminao?'