plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/09.txt

1 line
252 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-18 12:20:04 +00:00
Ka ho atolotr'i zareo ho amin'ny fahoriana anareo ary ho vonony, ho alan'ny firenena daôly anareo nohon'ny Agnarako. Ary maro no ho tafitoina, ary hifamadika sy hifankahala ny tsiraikaraika. Mpamignany sandoka maro no hitsangana mbô hamitaka ny maro.