2019-12-17 11:31:09 +00:00
|
|
|
\v 21 Avy teo nagnatogna Petera ary nitare tamin'i Jesosy hoe: "Tompo, impiry hagnota aminà ny rahalàko ka hamela an'azy za? Hatramin'ny im-pito ma?\v 22 Jesosy nitare an'azy hoe: "Tsy mitare aminao Za hoe im-pito, fa hatramin'ny fitopolo im-pito.
|