plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/04.txt

1 line
429 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-17 08:47:21 +00:00
\v 4 Noho zany, n'iza n'iza magnetry tegna salan'ty zaza kely ty de geda ndrindra izy aigny amin'ny fanjakan'ny lagnitra.\v 5 N'iza n'iza mandray ny zaza kely salan'zao amin'ny Agnarako de mandray Anà.\v 6 Fa n'iza n'iza matonga ny raika amin'reto zaza kely reto ze mino an'Anà hanota, de tsara koko ho an'azy ny hagnantognana laona fitotom-bary gedabe akeo amin'ny tendany, ka halentika aigny amin'ny ranomasina laligna izy.