plt-x-sihanaka_mat_text_reg/15/18.txt

1 line
386 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-12 04:38:43 +00:00
\v 18 Fa re ra ze avôkan'vava de avy amin'ny fo. Reo ra reo no mandoto ny ôla raika.\v 19 Fa avy amin'ny fo no ivoan'ny saigna ratsy, ny vono ôla, ny fijangajangana, ny fangalam-badin'ôla, ny halatra, ny fijorôra vavolombelona tsy marina, ary ny fitenenan-dratsy.\v 20 Reo ra reo no mandoto ny ôla raika. Fa ny mihinana amin'ny tagnana tsy misasa de tsy mandoto ny ôla raika.