\v 17 Aza mieritreritra hoe tonga handrava ny lalàna na reo mpaminagny Zà, Tsy tonga hamotika an'reo za, fa hanatanteraka an'azy reo. \v 18 Fa lazaiko marina aminareo fa mandra-pahalevon'ny lagnitra sy ny tany, de tsy ho fôgna amin'ny lalàna na de litera raika sy tendron-tsoratra raika aza, mandra-patateraky ny ra daôly.