plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/48.txt

1 line
400 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-06-04 14:12:36 +00:00
Fa raha misy mpanompo ratsy mitare akao am-pony hoe: 'Ela fiavy ny tompoko', ka magnomboka mamono reo mpanompo namany, sy mihinana ary misotro miaraka am'reo mpimamo; de ho avy ny tompon'le mpanompo amin'ny fotôna ze tsy ampozigny ary amin'ny ora ze tsy fantany. De ho kapakapain'ny tompony izy ary ho ataony ôtran'ny an'reo mpiatsaravelatsy ny anjarany, ze hisy ny fitomanena sy ny fikotroha-nify.