2020-03-14 15:46:12 +00:00
|
|
|
\v 17 Raha hande ho aigny Jerosalema Jesosy, de niaka reo roambefolo teo agnilany Izy, ary taigny an-dalana Izy niteny tamin'jareo hoe: \v 18 "Indro, hiakatra ho aigny Jerosalema tsika, ary ny Zanak'Olona de hatolotra akeo amin'ny lôhan'ny mpisorogna sy reo mpanora-dalàna. Zareo de hagnameloka an'Azy ho faty \v 19 ary hanolotra an'Azy am'reo Jentilisa mbô himehezana ho karavasina, ary hagnombôna an'Azy amin'ny hazofijaliana. Fa amin'ny andro fahatelo de hatsangana ndre Izy."
|