plt-x-sihanaka_mat_text_reg/09/27.txt

1 line
345 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-10 21:31:32 +00:00
\v 27 Ary raha niala teo Jesosy, de nisy jamba roa là nagnaraka an'Azy. Tsy nijanogna niantso zareo sady niteny hoe: "Mamindrà fo aminay, ry zanak'i Davida!" \v 28 Rafa tonga takao an-trano Jesosy, de nagnatona an'Azy reo leila jamba. Ozy Jesosy tamin'jareo hoe: "Mino ma nareo fa mahay magnano zany Za?" De ozy zareo taminy hoe: "Eny, Tompo."