plt-x-sihanaka_mat_text_reg/09/18.txt

1 line
339 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-17 05:52:57 +00:00
\v 18 Raha mbôla nitare ireo ra ireo tamin-jareo Jesosy, de indro nisy manampaefana tokana tonga ka nenkoka tamin'Azy. Nitare izy hoe: "Maty am'izao fotôna zao ny zanako vavy, fa tongava ary apetrao akeo aminy ny tagnanao, de ho velogna izy." \v 19 Avy akeo nitsangana Jesosy ary nagnaraka an'azy, de nagnano ôtran'zany ko reo mpianany.