plt-x-sihanaka_mat_text_reg/03/04.txt

1 line
335 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-19 17:07:35 +00:00
\v 4 \v 5 \v 6 Ary Jaona nitafy volon-drameva sy nagnano fekibo hoditra tamin'ny andilagny. Valalagna sy tintely remby no nataony fohanina. Ary Jerosalema, Jodia manontolo, sy ny faritra daôly magnodidigna ny reniranon'i Jordana de nagnantogna an'azy. Nataony batisa taigny amin'ny reniranon'i Jordana zareo, rafa nagneky ny fahotany.